|
|
|
|

Entrée (1/2)1  botanaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Noms :
4  Adjectifs :
Explications en malgache  5  Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
6  Mivonto na mibontsina. [1.1]
Explications en français  7  énorme, boursouflé, ventru [1.3#87]
Synonymes  8  botinaka
Autres orthographes  9  botataka

Entrée (2/2)10  botanaka
Partie du discours  11  nom
Vocabulaire  12  Zoologie: invertébrés
Explications en malgache  13  Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]

Anagrammes  14  botanaka, tabonaka

Mis à jour le 2023/01/18