Entrée | 1 borizano tanora |
Mots élémentaires | 2 borizano, tanora |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila [1.10] |
Mis à jour le 2023/04/16 |