| Entrée | 1 bonibony |
| Partie du discours | 2 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
4 Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona
[1.2] |
| Explications en français |
6 (prononcé quelquefois bonobono) rougeole
[1.3] 7 [Tankarana] sorte de rougeole. See rofotra [1.19] 8 rubéole [1.54] |
| Vocabulaire | 9 Santé |
| Synonymes | 10 bonobono |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|