|
|
|
|

Entrée (1/2)1  bomba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] mitovy hevitra amin' ny omba
Explications en anglais  4  [1.2]
Dérivés 
5  Verbes actifs :

Entrée (2/2)6  bomba
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja
9  [1.62] jereo baomba
10  [1.62][baomba] zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa
Explications en anglais  11  [1.2] a shell, a bomb. [Eng. bomb]
Explications en français  12  [1.3] bombe [Fr. bombe]
Exemples  13  Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59]
Vocabulaire  14  Militaire
Autres orthographes  15  baomba, baombo

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21