|
|
|
|

Entrée1  bolantany
Mots élémentaires  2  bola, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1][bolan-tany] anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany
Explications en français  5  [1.13] sphère terrestre, globe terrestre
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07