Entrée (1/2) | 1 -bohitra |
Partie du discours | 2 forme morphologique de vohitra |
Exemples |
3 Sanganehana teo ivelam-bohitra aho. [2.643] 4 Isam-bohitra dia nisy vadintany sy loholona. [2.113] |
Entrée (2/2) | 5 bohitra |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro |
Explications en français |
8 [1.3] convexité, protubérance |
Dérivés |
|
Analogues | 13 fivohitra, fivohon-tsotro, fivohom-pafana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |