Entrée | 1 bodehina |
Radical | 2 bodika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 bodehina, hobedain, hobedany, hobineda, ibodehan, nibodeha |
Mis à jour le 2023/01/20 |