Entrée (1/4) | 1 birao |
Radical | 2 bira |
Partie du discours | 3 impératif du verbe passif biraina [Liste complète] |
Entrée (2/4) | 4 birao |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 [1.62] latabatra fanoratana |
Exemples |
7 Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (3/4) | 9 birao |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.62] efitra na trano fiasana na fandraharahana |
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 14 birao |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.62] rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |