|
|
|
|

Entrée1  binata
Radical  2  bata
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Explications en anglais  5  [passive with infix] [1.2]
Explications en français  6  porté, soulevé [1.3#76]
Exemples  7  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Synonymes  11  voabata

Anagrammes  12  batain, binata, ibatan, itaban, nabita, nibata, nitaba, tabain, tinaba

Mis à jour le 2023/02/21