|
|
|
|

Entrée1  belza
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
4  Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1]
Vocabulaire  5  Géographie: pays, peuples
Analogues  6  belzika

Mis à jour le 2020/07/31