|
|
|
|

Entrée1  bedy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Synonymes  8  bedibedy

Mis à jour le 2025/01/21