|
|
|
|

Entrée (1/3)1  bandy
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.13] bande
Exemples  4  Ny anarana no notakonany bandy taratasy kely. [2.499]
5  Niaraka tamin' izay kosa nesorin' ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan' Israely fa isan' ny mpaminany izy. [2.996]
Mots composés 

Entrée (2/3)10  bandy
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.60.mg#56] tovolahy
Explications en français  13  [1.60.fr#56] jeune homme, gars, mec, zigue. On notera que ce qui était en français un nom collectif en vient à désigner en malgache l'individu membre de la bande
Exemples  14  Tena "bandy" tsara ialahy, hoy ny tompon-trano. [2.4]

Entrée (3/3)15  bandy
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.60.mg#57] lehilahy na tovolahy ratsy saina, tsy mahatoky, jiolahim-boto
Explications en français  18  [1.60.fr#57] malfaiteur, voyou

Mis à jour le 2024/12/07