Entrée | 1 bandrinina |
Radical | 2 bandrina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1] |
Explications en français |
5 qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 vandrinina |
Anagrammes | 11 bandrinina, ibandrinan, nabandriny, nibandrina |
Mis à jour le 2023/01/20 |