Entrée (1/2) | 1 baliaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka 4 [2.643] mivelatra be |
Explications en anglais |
5 [1.2] same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. |
Explications en français |
6 [1.3] ouvert, équarquillé, décolleté |
Exemples |
7 Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [2.499] 8 Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [2.470] 9 Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 baliaka |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en français |
18 [1.196] Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |