|
|
|
|

Entrée1  badabada
Radical  2  bada
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanombohana miteny voalohany
5  Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1]
Explications en anglais  6  unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2]
Explications en français  7  Incohérence, embrouillamini [1.3]
Exemples  8  Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :

Anagrammes  14  badabada, dabadaba

Mis à jour le 2023/01/20