|
|
|
|

Entrée1  atsontsona
Radical  2  tsontsona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  antsoantso, atsontsona, ontsaontsa

Mis à jour le 2023/01/20