Entrée | 1 atsilany |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsilaneso io zaza io Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io vilany io fa hatsilany |
Radical | 4 tsilany |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 alatsiny, ala tsiny, atsilany, latsainy, latsiany, latsinay, tsiniala |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |