|
|
|
|

Entrée1  atsangana
Radical  2  tsangana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io
Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena
Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot atsangana

Mis à jour le 2024/12/11