|
|
|
|

Entrée1  atovo
Radical  2  tovo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Entina manovo, na maka rano hatao ao' anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atovonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  atovo, tovoa, voato

Mis à jour le 2023/01/20