|
|
|
|

Entrée atontona (tontona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny
Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [1.1]
Morphologie 
Présent : atontona, atontoko, atontonao, atontony, atontontsika, atontonay, atontonareo, atonton', atonton-, atontom-, atonto-
Passé : natontona, natontoko, natontonao, natontony, natontontsika, natontonay, natontonareo, natonton', natonton-, natontom-, natonto-
Futur : hatontona, hatontoko, hatontonao, hatontony, hatontontsika, hatontonay, hatontonareo, hatonton', hatonton-, hatontom-, hatonto-
Impératif : atontony

Mis à jour le 2023/01/20