|
|
|
|

Entrée1  atondraka
Radical  2  tondraka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo?
(biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21