|
|
|
|

Entrée1  atôma
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Chimie
Explications en malgache  4  Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa [1.1]
5  singany farany izay kely indrindra tsy azo zaraina mpanorina ny raha iray [1.13]
6  1. Ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenan-javatra izay mizara roa: ny tenany sy ny hery roa manodidina azy, dia ny netrôna sy ny prôtôna ka ampiasaina hanamboarana baomba atômika, hamokarana angovo atômika ahazoana elektrisite; potika farany bitika miorina ho kasinga simika, noheverina fa izy no farany izay kely indrindra tsy azo ho tresahina. [1.62#156]
7  2. Ny atôma no mpiorina ho raha, noheveriny fa farany bitika indrindra, tsy azo saratsarahina, tsy mety hopotehina. [1.62#156]
Explications en français  8  atome [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  11  amato, amota, atôma, maota, matoa

Mis à jour le 2023/08/11