|
|
|
|

Entrée1  atohitra
Radical  2  tohitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo?
Explications en français  5  [1.3] qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister
Exemples  6  saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [2.470]
7  Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [2.471]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21