Entrée |
atikitra
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1]
|
Explications en anglais | Here. [1.2]
|
Explications en français | Ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107]
|
Exemples |
1 | Tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois)
[1.107]
|
2 | Atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord])
[1.107]
|
|
Morphologie |
Présent : |
atikitra |
Passé : |
tatikitra |
Futur : |
ho atikitra |
|
|