Entrée | 1 aterana |
Radical | 2 atitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety |
Explications en anglais |
5 [1.2] used of the person to whom anything is sent, etc. |
Explications en français |
6 [1.3] A qui on offre, on porte |
Exemples |
7 ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [2.48] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot aterana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |