|
|
|
|

Entrée1  atentina (tentina)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
4  Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
5  Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot atentina

Mis à jour le 2023/01/20