|
|
|
|

Entrée1  atentina
Radical  2  tentina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory
Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io
Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot atentina

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21