|
|
|
|

Entrée1  atehika
Radical  2  tehika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin' ny faritra maharary amin' ny soroko
5  Apaka, atao mikasika: Tokony hatehika hatrery amin' ny tafontrano ny tohatra [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/05