Entrée | 1 atatatata |
Radical | 2 tatatata |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" 5 [2.4#] |
Exemples |
6 Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra. [2.4#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |