|
|
|
|

Entrée 1  atatao
Radical  2 tatao
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
9 Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [1.1]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21