Entrée | 1 ataotao |
Radical | 2 tao |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en français |
4 qu'on fait par manière d'acquit [1.3] |
Exemples |
5 Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21] 6 Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318] 7 fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48] 8 ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ataotao |
Mis à jour le 2023/01/20 |