Entrée | 1 atao ankila bao |
Radical | 2 tao |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 enti-milaza ny entana atao amin' ny ilan' ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin' izany entina hilazana izay zavatra rehetra ilaina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy [1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |