|
|
|
|

Entrée1  atanontanona
Radical  2  tanontanona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  atanontanona, atonantonana, notantananao

Mis à jour le 2023/01/05