Entrée | 1 asondrotra |
Radical | 2 sondrotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena |
Explications en français |
5 [1.3] à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres | 12 Asondrotry ny taranaka (Ny Onja (Andriamboamonjy Benjamina Ranaivo)) |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot asondrotra |
Mis à jour le 2025/01/21 |