|
|
|
|

Entrée asolanga (solanga)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao milavo any aoriana: Aza asolanga ohatra izao ny volonao fa efa lehiberahateo ny handrinao [1.1]
Morphologie 
Présent : asolanga, asolangako, asolanganao, asolangany, asolangantsika, asolanganay, asolanganareo, asolangan', asolangan-, asolangam-
Passé : nasolanga, nasolangako, nasolanganao, nasolangany, nasolangantsika, nasolanganay, nasolanganareo, nasolangan', nasolangan-, nasolangam-
Futur : hasolanga, hasolangako, hasolanganao, hasolangany, hasolangantsika, hasolanganay, hasolanganareo, hasolangan', hasolangan-, hasolangam-
Impératif : asolangao

Mis à jour le 2023/01/05