Entrée | 1 aseho |
Radical | 2 seho |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atranga, aharihary, velarina mba ho hita 5 Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1] |
Exemples |
6 Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#] 7 Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#] |
Morphologie |
|
Titres | 12 Fonjambolamena asehon' ny asany : na ilay Cher Frère malagasy voalohany (Rabe Régis) |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot aseho |
Anagrammes | 14 aseho, haeso, hoesa |
Mis à jour le 2023/01/06 |