|
|
|
|

Entrée1 aro riaka
Mots élémentaires  2aro, 3riaka
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano. [1.1]
Explications en français  6rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau. [1.3]
Exemples  7 Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4#]
Proverbes  8 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02