Entrée | 1 aredona |
Radical | 2 redona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara |
Exemples |
5 Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. [2.245#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |