|
|
|
|

Entrée 1  arapaka
Radical  2 rapaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
9 Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka [1.1]
Explications en anglais  10 to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.) [1.2]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21