|
|
|
|

Entrée1  apoitra
Radical  2  poitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Aseho, atranga: Avy hatrany dia napoitran' ny mpanao famotorana ilay zavatra very
Atao miombotra; ongotana: Napoitrany tamin' ny tandra ny fantsika
Explications en français  5  [1.3] à faire paraître, à arracher, à soulever
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  apoitra, patoria

Mis à jour le 2023/01/20