| Entrée | 1 apariaka |
| Radical | 2 pariaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Aparitaka, ahahaka
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated.
[1.2] |
| Explications en français |
10 à éparpiller
[1.3] |
| Exemples |
11 Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka
[2.48#612]
12 Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996] 13 Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499#71] |
| Synonymes | 14 aparitaka |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|