Entrée | 1 aostralianina |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao 4 Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [1.1] 5 Australian [1.1] 6 australien, australienne [1.1] |
Vocabulaire |
7 Géographie: pays, peuples |
Analogues | 8 aostralia |
Mis à jour le 2020/07/31 |