|
|
|
|

Entrée1  antsoantso
Radical  2  antso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] fitenenana mafy, fivazavazana
Exemples  5  Izao anefa: tsy misy antsoantso izany. [2.472]
6  tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [2.324]
7  Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [2.649]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21