|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antsisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  (dihy) mikisakisaka mamela-tanana miankavia miankavanana iny: milahatra mifanatrika, ka raha mandihy: mafandipatra hatrany. Ny ato, miankavia; fa ny eroa, miankavanana. [Bezanozano] [2.245#91]

Entrée (2/2)4  antsisy
Partie du discours  5  nom
Explications en français  6  Capitaine (Lethrinidés, Lethrinus spp.) [Vezo] [1.68]
Vocabulaire  7  Zoologie: poissons
Nom scientifique 

Anagrammes  9  antsisy, tsisina

Mis à jour le 2020/07/31