Entrée | 1 antsavony |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka [1.1] |
Explications en anglais |
4 used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after. [1.2] |
Anagrammes | 5 antsavony, antsovina, iantsovan, nanatsivo, natsovany, niantsova, novatsian, novatsina, ontsinava, tsy vanona, vantsiona |
Mis à jour le 2020/07/31 |