Entrée | 1 antsakany sy andavany |
Mots élémentaires | 2 an-tsakany, an-davany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin' ny lafiny rehetra, amin' ny sakany sy ny lavany: Nahavita an-tsakany sy an-davany ny adidiko amin' ireto kamboty ireto aho |
Exemples |
5 Mahatanteraha antsakany sy andavany izay nokendrena. [2.499] 6 Ary dia ho tanterahiny antsakany sy andavany rahatrizay ka tafaverina any Madagasikara izy. [2.356] 7 Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna an-tsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472] |
Mis à jour le 2024/12/07 |