|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] antilimbohitra

Entrée (2/2)4  antily
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [1.1] Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana
(Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny)
Analogues  7  tily

Anagrammes  8  antily, atilin, Ilinta, linita, natily, taliny, tilina

Mis à jour le 2025/01/21