| Entrée | 1 anontaniana |
| Radical | 2 ontany |
| Partie du discours | 3 verbe circonstanciel |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
[1.2] |
| Explications en français |
[1.3#469] 8 dont on s'informe; ce dont on s'enquiert [1.8] |
| Exemples |
9 Ingahibe ato avaratra angamba no azo anontaniana.
[2.529#]
10 Ataon' ise inona izany fa zava-kafa anontaniana e! [2.643#] 11 Sady izao koa : tsara raha mba anontaniana izay heviny. [2.4#] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|