Entrée | 1 anoina |
Radical | 2 ano |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1] 5 asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana 6 Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62] |
Explications en anglais |
7 to be done, etc. Same as atao. [1.2] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot anoina |
Anagrammes | 14 ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao |
Mis à jour le 2023/08/16 |