|
|
|
|

Entrée1  ankororosy
Radical  2  kororosy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
Fionganana.
Exemples  5  [1.437#] Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
Synonymes  6  kororosy
Mots composés 

Anagrammes  8  akororosin, ankororosy, nakororosy

Mis à jour le 2025/01/21